Teny iditra aspi
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny solietnà izay amboniny sy ny adjidà-sefo ambaniny, mitovy laharana amin' ny aspirà ihany koa amin' ny tafika an-dranomasina ambanin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa sy ny maitre voalohany [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: aspirant.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31