Teny iditra | asovoka (sovoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alefa mba hamely tampoka: Miaramila roapolo no nasovoka hamely ny tobin' ny fahavalo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | asovoka, voasoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |