Teny iditra asononoka (sononoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mandeha misosa milamina tsara: Asononohy ny lakana fa tony ny andro ka tsy manonja ny rano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asononoka, asononoko, asononokao, asononony, asononotsika, asononokay, asononokareo, asononok', asonono-
Ny lasa : nasononoka, nasononoko, nasononokao, nasononony, nasononotsika, nasononokay, nasononokareo, nasononok', nasonono-
Ny hoavy : hasononoka, hasononoko, hasononokao, hasononony, hasononotsika, hasononokay, hasononokareo, hasononok', hasonono-
Filaza mandidy : asononohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20