|
|
|
|

Teny iditra 1  asoka
Fototeny  2 soka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina: Asokay ao anaty kafe misy ronono ny mofo [1.1]

Fivaditsoratra  9 akosa, asoka, 10 Kaosa, 11 kasao, 12 kasoa, 13 sakao, 14 Sakoa, sakoa, 15 saoka, 16 soaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13