Teny iditra asodoka (sodoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mamitaka amin' ny fisehoana ivelany: Ny hareny no nasodokany ilay zanak' olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asodoka, asodoko, asodokao, asodony, asodotsika, asodokay, asodokareo, asodok', asodo-
Ny lasa : nasodoka, nasodoko, nasodokao, nasodony, nasodotsika, nasodokay, nasodokareo, nasodok', nasodo-
Ny hoavy : hasodoka, hasodoko, hasodokao, hasodony, hasodotsika, hasodokay, hasodokareo, hasodok', hasodo-
Filaza mandidy : asodokay

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05