Teny iditra aserana (serana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-mandalo eo anoloana, enti-misenana: Aza aserana an-dRaibenao iny kifafa iny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aserana, aserako, aseranao, aserany, aserantsika, aseranay, aseranareo, aseran', aseran-, aseram-, asera-
Ny lasa : naserana, naserako, naseranao, naserany, naserantsika, naseranay, naseranareo, naseran', naseran-, naseram-, nasera-
Ny hoavy : haserana, haserako, haseranao, haserany, haserantsika, haseranay, haseranareo, haseran', haseran-, haseram-, hasera-
Filaza mandidy : aserano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05