Teny iditra asaraka (saraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao misaraka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asaraka, asarako, asarakao, asarany, asaratsika, asarakay, asarakareo, asarak', asara-
Ny lasa : nasaraka, nasarako, nasarakao, nasarany, nasaratsika, nasarakay, nasarakareo, nasarak', nasara-
Ny hoavy : hasaraka, hasarako, hasarakao, hasarany, hasaratsika, hasarakay, hasarakareo, hasarak', hasara-
Filaza mandidy : asaraho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20