Teny iditra | asam-birao | |
Singan-teny | asa ; birao | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Asa atao any amin' ny birao, izay miompana indrindra amin' ny soratra [1.1] | |
Tsipelina hafa | asa birao | |
Fivaditsoratra | Amboasary, asam-birao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |