Teny iditra | asa anao | |
Singan-teny | asa ; anao | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ianao no tompon-tsafidy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | You ought to know [1.2, 1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cela vous regarde [1.8] | |
Tsipelina hafa | asanao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |