Teny iditra | arofenitra | |
Singan-teny | aro ; fenitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran' ny fitsipika mifehy ny fomba fanao amin' ny toe-javatra mikasika ny manam-pahefana ambony amin' ny fanjakana [1.1] | |
Fivaditsoratra | arofenitra, itreforana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |