|
|
|
|

Teny iditra 1  arodana
Fototeny  2 rodana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan' ny tompony ilay trano teto fa hanao vaovao izy
9 Alaina mora foana satria be dia be: Arodana fotsiny ny kaki erỳ Antanetikelimay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be pushed down, as a wall [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fait tomber, comme un mur [1.8]

Fivaditsoratra  12 adarona, arodana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19