Teny iditra | aretaka (retaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao miretaka, miboretaka, tsy mahajoro: Naretaky ny taona sy ny orana ilay tafo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | aretaka | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau. [1.19] | ||||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||||||||
Fivaditsoratra | aretaka, ateraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |