Teny iditra | arara | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Laingalainga somary atao vazivazy mampihomehy hanambakana na hifetsena [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Gluttonous, eager to take one's share before others. (Prov.) [Swa. kitara, a curved sword.] [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Cupide, désireux, empressé. (faràka). [1.19] | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |