|
|
|
|

Teny iditra 1  arahina
Fototeny  2 araka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy
9 Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao
10 Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy
11 Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao
12 Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts. [1.2]
14 to be followed; to be prosecuted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 qu'on suit, qu'on poursuit [1.8]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny how arahina
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  arahina, 18 hairaña, 19 hariana, 20 Iharaña, iharana, 21 Naharay

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13