Teny iditra | arahana (rahana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mangotraka, mandevy, miketrika [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be boiled. Used chiefly of unpeeled green rice, fish, eggs, beans, and shell-fish, etc. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny arahana io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |