Teny iditra | aposaka (posaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan' ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra Ambara: Aposaho ny hevitrao famihaino izahay [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be shown; to be revealed [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on montre, qu'on révèle [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | apasoka, aposaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |