|
|
|
|

Teny iditra 1  aorina
Fototeny  2 orina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atsangana, atsatoka: Tamin' ny taon-dasa no naorina itỳ tsena itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be raised up, to be fixed in the earth, to be founded. [1.2]
10 to be founded; to be fixed in the earth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fonde; qu'on fixe dans la terre [1.8]

Fivaditsoratra  12 anairo, 13 anario, 14 anirao, aorina, 15 ianaro, 16 iarano, 17 iorana, 18 iroana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19