|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aolana |
| Fototeny | 2 olana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ahodina ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Aza aolana ny tanako fa maharary
9 Atao mifadiditra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be twisted, to be taken by seizure of the hand.
[1.2] 11 to be twisted [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on tord
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 13 analao, aolana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|