Teny iditra | antomby | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Garaba, sobika lehibe, zavatra fasiana ny akoho entina an-tsena mba hamidy [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | Same as garaba. (Prov.) [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Cage à poule. [1.19] | |
Fivaditsoratra | antomby, tambino, tambony, tombina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |