Teny iditra | anoina (ano) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao: Ny tsy anoina no anoina. [1.1] | ||||||||
Asa atao na zavatra karakaraina: Tian'ny mpanjify ny taozavatra anoin' ny mpanao asa tanana Endriky ny matoanteny aman-tsirinteny a-, -ina, -ana: Matoanteny anoina ny hoe: atao, soratana, vidina [1.62] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be done, etc. Same as atao. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny anoina io | ||||||||
Fivaditsoratra | ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana, ny anao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |