Teny iditra | ankora | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Sifotra lehibe [1.78] | |
[Sihanaka] Sifotra [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A shell. (Prov.) See akora. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Coquillage. [1.19] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ankora io | |
Fivaditsoratra | ankora, korana, ranoka, rokàna, ronaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |