Teny iditra | ankera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Sakafo tsy lany na sisa tafajanona [1.78] | |
[Sihanaka] Sisa (sakafo, ets) [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A thing placed aside to be taken up afterwards, as food reserved for a subsequent meal; something placed in another's keeping. (Prov.) [1.2] | |
Fivaditsoratra | ankera, kerana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |