Teny iditra angoango
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza hevitra miavoavo, fitoeranjavatra feno mitafotafo, na zavatra miavovona be
Aingitraingitra sy haitraitra. [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra angoango
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Doka, dokadoka [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31