Teny iditra androngo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of lizard. [1.2]
 A lizard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lézard gris [1.54]
 Lézard [1.8]
Ohatra ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho. [2.69]
Voambolana 
Sampanteny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Mpanahaka  antsiantsy ~ matahotrandro ~ sitry
Ohabolana 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15