|
|
|
|

Teny iditra 1  andriamanibavy
Singan-teny  2 andriamanitra, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
Ohatra  6  Ninoany aza fa mitombo hasina ny fanahy efa nody, ka hita amin' ny tonom-bavaka fanaony fa nandrianiny ho " andriamanidahy " sy ho " andriamanibavy " izy ireo, mpizarazara ny fitahian' ilay Andriamanitra lehibe. [2.296#117]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19