Teny iditra Andraozikely
Singan-teny raozy ; kely
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Ravoajanahary Alphonse
Fanonta printy 1906.
Ohatra Fa maro koa ny gazety nanoratany : Ny vaovao, izay namoahany ny tantara mitohy "Andraozikely", ary maro no mihevitra fa io no tantara noforonina (roman) malagasy voasoratra voalohany indrindra. [2.357]
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/22