|
|
|
|

Teny iditra 1  andinihana
Fototeny  2 dinika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Ohatra  8  Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany. [2.470#]
9  Ao anatin'izany fiovana tsy miato eo amin'ny tontolo ankapobeny izany no tsy maintsy andinihana ny fanabeazana, ka anarahana ny fivoarany manaraka ny fandrosoan' ny fotoana sy ny fiarahamonina. [2.606#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19