Teny iditra | andimy (ana, dimy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' ny fanorona misy sorany dimy ny sakany sy ny lavany [1.1] | |
Mpanahaka | fanorona | |
Fivaditsoratra | andimy, dimany, dimina, madiñy, manidy, midina, minday |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |