|
|
|
|

Teny iditra 1  andevozina
Fototeny  2 andevo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mpanompo, entina amin' izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be enslaved [1.2, 1.7]
10 to be reduced to slavery. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on traite en esclave [1.8]
Ohatra  12  ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy. [2.313#]
13  Ary ireo babo sy sambobelona ireo tsy azo andevozina na vonoina. [2.366#]
Tovy hevitra  14 andevoina

Fivaditsoratra  15 anandevozy, andevozina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22