Teny iditra andevohova
Singan-teny andevo ; hova
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A provincial name for an overseer or governor. [1.2]
Ohatra Raha maty izahay andevohova, hoy Rainisomony lehibe ny andevohova: izay mipetraka aminy vavaranonay, isan' andevohova, mba mandevina anay [2.48]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14