|
|
|
|

Teny iditra 1  andalanina
Fototeny  2 andalana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampandehanina na alefa miadana, tsikelikely: Andalano ny fiasanao fa aza rotorotoina befahatany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be arranged, to be done gradually. [1.2]

Fivaditsoratra  andalanina, 10 andalinana, 11 andilanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19