Teny iditra Anatirova
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra 
1Nisy fitopolo ny Vadintany Ambony tao Anatirova [2.508]
2Mikorontana ianareo aty Anatirova, mikorontana koa ny any [2.528]
3Nampidirina tao Anatirova ireo, ka nampisehoan' ireo Betsileo ireo fahaizana [1.437]
4Voninahitra e izany ka natolotro ny tenako, Ary dia ao Anatirova no ho fasana hilevenako! [2.1022]
5Herintaona no nipetrahany tao Anatirova, dia nangataka hampianatra tany Ambohitromby izy [2.649]
Mpanahaka  anaty rova
Fangi-bolantany -19, 47.5

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/30