Teny iditra | ampitovina (tovy) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made equal; to be compared [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on rend égal ; qu'on compare [1.8] | ||||||
Ohatra | Hitako fa nilaina tokoa ny olona mahay manoratra tsara, satria ny soratra atovana, dia ampitovina amin' ny efa misy eo amin' ny taratasy tsirairay.
[2.4] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |