|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampifampidirina |
| Fototeny | 2 iditra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
7 Fa trano no tiana haorina eto. Aina no sitrakay hatambatra ho iray eto Taranaka hampifampidirina.
[2.245#60]
8 ary dia nampifampidirina sy nampifanondanina tao an-katoka ireo notanana avy ao ivoho ka nisy niavovona be mihitsy ny an' ireo lava volo [2.436] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|