|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ampiana
Fototeny  2 ampy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampitomboina mba ho bebe kokoa: Mbola tokony hampiana telo metatra itỳ lambako itỳ fa kely loatra ~ Ampio sira ny laoka fa matsatso
9 Omena hery fanohanana amin' ny asa atao: Ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be added to, to have an addition made to. Used of that to which an addition is made. [1.2]
11 to have an addition made to it; to be helped [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on augmente, qu'on aide [1.8]
13 plus [1.13]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ampiana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  ampi~ana
Sokajin-teny  17  tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  ampiana, ampi~ana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14