Teny iditra ampiadiana (ady)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra 
1aty no itoerany ary raha kiry no ampiadiana; [2.587]
2Aza maniry ombalahy ampiadiana, fa manana an' i Menalefona. [2.346]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampiadiana, ampiadiako, ampiadianao, ampiadiany, ampiadiantsika, ampiadianay, ampiadianareo, ampiadian', ampiadian-, ampiadiam-, ampiadia-
Ny lasa : nampiadiana, nampiadiako, nampiadianao, nampiadiany, nampiadiantsika, nampiadianay, nampiadianareo, nampiadian', nampiadian-, nampiadiam-, nampiadia-
Ny hoavy : hampiadiana, hampiadiako, hampiadianao, hampiadiany, hampiadiantsika, hampiadianay, hampiadianareo, hampiadian', hampiadian-, hampiadiam-, hampiadia-
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21