|
|
|
|

Teny iditra 1  ampanjanahina
Fototeny  2 zanaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampisamborina misy zanany: Telo alina izao ny volan-dRangahy io ampanjanahiny any rehetra any [1.1]
Ohatra  9  vola venty ka ampanjanahina; [2.436#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ampanjahanina, ampanjanahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21