Teny iditra | ampanga lainga | |
Singan-teny | ampanga ; lainga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiampangana mifototra amin' ny lainga [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ ampangalainga ] A false accusation. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |