Teny iditra ampanga fisaka
Singan-teny ampanga ; fisaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fiampangana miharo fanendrikendrehana, hasomparana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (ampangafisaka) [fisaka, thin.] An accusation made in very great secrecy. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21