Teny iditra | ampahavalony > ampahavalo (valo) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [ ampahavalo ] Ampahany iray amin' ny zavatra zaraina valo [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ ampahavalony ] The eighth part [1.2] | ||
Marika iraisam-pirenena | 1/8 [3.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [ ampahavalony ] Le huitième [1.3, 1.5] | ||
Ohatra | ny ampahavalony ny ariary (1/8) : sikajy
[2.436] | ||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||
Haiendriteny |
| ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato | ||