Teny iditra | ampahasiviny > ampahasivy (sivy) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [ ampahasivy ] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ ampahasiviny ] One ninth [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [ ampahasiviny ] Un neuvième [1.3, 1.5] | ||
Marika iraisam-pirenena | 1/9 [3.1] | ||
Ohatra | Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako
[2.643] | ||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||
Haiendriteny |
| ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahafolo ~ ampahazato | ||