Teny iditra Ambodinangavo (any, vody, angavo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra 
1dia namponenina ao Ambodinangavo atsinanana ny naneky. [2.48]
2Ny sara sy fadin-tseranana dia noraisina tao Ambodinangavo. [2.508]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31