Teny iditra | amboa vahiny | |
Singan-teny | amboa ; vahiny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona mpirenireny, ahiahina ho mpangalatra; mpangalatra an-kafetsena [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Chien étranger. Les rôdeurs et vagabonds [2.415] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |