Teny iditra amboary (voatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana amboarina [fitanisana]
Ohatra 
1Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony [1.1]
2Amboary ny sakafon' ny vahiny [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31