|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambinina |
| Fototeny | 2 ambina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manan-jara, manam-bintana, vintanina: Ambinina amin' ny harena izy fa ratsy vintana amin' ny fitiaoana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be prospered in getting what one is seeking; to be prosperous; to be lucky, fortunate.
[1.2] |
| Ohatra |
10 mikely aina ihany fa tsy ambinina, dia hampisamborina fa havan' ory;
[2.346#34]
11 Ny lehilahy kosa dia tsy ambinina loatra amin' ny fitadiavana, nefa kosa tsy ory akory. [1.381#] |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 Ambinany, ambinina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|