|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambenana |
| Fototeny | 2 ambina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Andrasana, arovana: Ambenan' olona roa lahy isan' alina ny tanànanay
9 Tandremana, atao andry maso: Ambeno tsara io gadra io sao mandositra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be watched, guarded, patrolled.
[1.2] 11 to be watched, to be guarded [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on garde, qu'on surveille
[1.8] |
| Ohatra |
13 ihany no varavarambe fidirana ka mora ambenana, sady mafy dia mafy ny varavarana.
[2.588#]
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ambenana, 15 bemanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|