Teny iditra ambany atsinanana
Singan-teny ambany ; atsinanana
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Misy narenina, ny tany ato ambany atsinanana, tamin-dRazafindandy. [2.59]
2Hitan' ialahy ve ilay tranobongo manirery atsy ambany atsinanana aty, hoy ity jiolahy. [2.895]
Mpanahaka  ambany avaratra ~ ambany atsimo ~ ambany andrefana

Teny iditra Ambany Atsinanana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra Io Fasana Ambany Atsinanana io no misy ny taranaky Rainizaika sy ny Ramangahasina [5.http://lemamy.over-blog.com/article-fasana-eo-ankavanana-mialoha-ny-ambavahady-124417307.html]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01