|
|
|
|

Teny iditra 1  ambanina
Fototeny  2 ambany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ivaivaina, heverina ho tsinontsinona: Tsy misy olona azo ambanina na iza na iza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 (To act so as) to be lightly thought of, or to be lightly spoken of; to be put down, as a palanquin; or carried lower, as of a heavy burden. [1.2]
10 to be lightly spoken of; to be put down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on abaisse, qu'on déprécie [1.8]
Ohatra  12  raha gila maso na jamba ilay olona dia haratsina sy ambanina amin' ny kilemany izany izy. [1.519#]

Fivaditsoratra  ambanina, 13 ambinana, 14 anambany, 15 animbana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19