|
|
|
|

Teny iditra 1  alikaina
Fototeny  2 alika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain' ilay mpampiasa azy, hono, izy ka tsy maintsy mitory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be abused, to be treated as if unworthy of respect. [1.2]

Fivaditsoratra  alikaina, 10 ikaliana, 11 ilaikana, 12 laikaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19