Teny iditra alefona (lefona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny zavatra entina manatrobaka, entina mandefona: Itỳ vy maranidoha itỳ alefona ny lambo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : alefona, alefoko, alefonao, alefony, alefontsika, alefonay, alefonareo, alefon', alefon-, alefom-, alefo-
Ny lasa : nalefona, nalefoko, nalefonao, nalefony, nalefontsika, nalefonay, nalefonareo, nalefon', nalefon-, nalefom-, nalefo-
Ny hoavy : halefona, halefoko, halefonao, halefony, halefontsika, halefonay, halefonareo, halefon', halefon-, halefom-, halefo-
Filaza mandidy : alefony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05